Dikan'ny teny : sira

Hampiditra dikany vaovao
1 na Siramanta na Siravato a.: Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin'ny fulmina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka. ΒΆ M.h.: Fanasina. ~ h.o.: Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin'ilay Rangahy, f 1 t.i.f,: Siraina, voasira i manasira f masirasira / masira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel