Dikan'ny teny : siramamy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vovo-java-mamy amboarina avy amin'ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel