Dikan'ny teny : sirasira

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny firarian-tsoa ataon'ny reny amin'ny zanany raha manoaka; fiandoham-pitenenana ihany izy io fa ny fitenenana feno dia hoe: Sirasira sakarivo am-bauanao, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel