Dikan'ny teny : sisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisa) mt. ih. (sisao): Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika. ~ Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel