Dikan'ny teny : sisihana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sisifana (sisika) mt. pdr. (sisiho, sisifo): Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana uy ny uatankazo mba hamakiana azy. / Isan'efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran 'ny feurie no atao izany. 1 Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin'ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel