Dikan'ny teny : sisika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy. 4 Fanatsofohana, na fampidlrana: Sisi-bola. 4 Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan'ny asa aman-draharaha fanao andavanandro. 4 Zavatra na vola omena Inhibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monôme sisika ny mpiasam-panjakana. ¶ M.h.: Tsolotra, gaka, kolikoly. - t.i.f.: Sisihana, na sisifana asisika, voasisika, sinisika, tafasisika I manisika, fanisika, mpanisika / anisihana, fanisihana / misisika, fisisika, mpisisika / isisihana, fisisihana 1 mahasisika 1 sisitsisika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel