Dikan'ny teny : sisilianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. sicilien) a.: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Sisily, faritany iray amin'ny tapak'i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan'ny Sisilianina. 4 p.t.: Momba an'i Sisily, an'i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel