Dikan'ny teny : sisina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sisiny a.: Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra. 4 Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity.I t. i f : Sisinana, asisina, voasisina 1 manantsisina, fanantsisina, mpanantsisina. Ahitsio
2 (sisy) mt. ih. (sisino): Kikisana: Nosisin'ny totozy ny saonjo tao an-dakozia. 4 Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel