Dikan'ny teny : sisivala

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atm) a,: Tsihy lava-lava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an'ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan'ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel