Dikan'ny teny : sisy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanesorana tsikelikely, fakana miandalana mba hahatonga mahitsy tsara: Famaky no anaouana sisy hazo. i t.i.f.: Sisina, asisy, voasisy, sinisy I misisy, fisisy, mpisisy / isisiana, fisisiana / mahasisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel