Dikan'ny teny : sitily

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. still) a.: Fitanehana zavatra hakana ilon'io zavatra io amin'ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa. 4 Fanatantavanana rano. - t.i.f.: Sitilina, voasitily / manasitily, fanasitily, mpanasitily / anasitiliana, fanasitiliana / mahasitily. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel