Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : sitisity
Hampiditra dikany vaovao
1
a.: Fandeha miridiridy sy mitikintikina, famindra feno hakevohana mampiseho hakingana. Tafasitisity / misitisity, fisitisity, mpisitisity / isitisitiana, fisitisitiana / mahasitisity.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel