Dikan'ny teny : sitraka

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. ih.: Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? 4 Fitia, fitiavana, handitra:Mila sitraka loatra amin'ny lehibe izy. 4 Teny ampiasafn'ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! I Sitrahina, asitraka, voasitraka / misitraka, fisitraka, mpisitraka 1 isitrahana, fisitrahana 1 mahasitraka 1 mankasitraka 1 ankasitrahana, fankasitrahana. ΒΆ M.h,: Mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana. Mankasitraka, mankamamy, mankatelina, mankafy, mankatoa, tia. Mamaly sitraka, misaotra, mamaly babena, mamaly fitia, mamaly bontana, manao sitraka enti-matory. Ahitsio
2 a.: Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel