Dikan'ny teny : sitrika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana; entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina. i t.if.: Sitrihana, asitrika, voasitrika, tafasitrika 1 manitrika, fanitrika, mpanitrika 1 anitrihana, fanitrihana 1 manasitrika 1 misitrika, fisitrika, mpisitrika 1 isitrihana, fisitrihana / mahasitrika 1 sitritsitrika / antsitrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel