Dikan'ny teny : sivana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filaminana, filaharana. - F.-p.: Mandrava sivana:mampikorontana, manabataba. ¶ M.h.: Mandrava tantana. Ahitsio
2 (angl. siève) a.: Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin'ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan'ny vongana mafy. I t.f.f.: Sivanina, asivana, voasivana, sinivana 1 manasivana, fanasivana, mpanasivana 1 anasivanana, fanasivanana I misivana, fisivana, mpisivana 1 mahasivana 1 sivantsivana. ¶ M. h, : Fanatantavanana, masoarivo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel