Dikan'ny teny : sivanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sivana) mt. ih. (sivano): Alefa amin'ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto trou ireto, 4 Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel