Dikan'ny teny : soaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy. Ahitsio
2 a.: Solo na mpanampy, mpandimby toerana. i Soahana, asoaka, voasoaka / manasoaka, fanasoaka, mpanasoaka 1 anasoahana, fanasoahana 1 misoaka, fisoaka, mpisoaka 1 isoahana, fisoahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel