Dikan'ny teny : soamadodoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Maika, dodona; entanin-kafaliana: Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano nipetraka teo Mandroseza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel