Dikan'ny teny : soamarandrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe -kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa Inhibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel