Dikan'ny teny : soamiditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin'ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin'izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin'ireo tanana mifampitehaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel