Dikan'ny teny : soatoavina

Hampiditra dikany vaovao
1 hasina sy riba mamaritra vahoaka, firenena, fikambanana na vondrona iray. Toetra mamaritra ireo vondrona na fikambanana na vahoaka iray. Ohatra : Anisan'ny soatoavina maha-malagasy ny fiavanana sy ny firaisan-kina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel