Dikan'ny teny : soavalivy

Hampiditra dikany vaovao
1 soavaly+vy (fr: cheval de fer ou cheval en fer). teny milaza ny "moto" (fr) lehibe toy ny "moto-cross/boldor/semi-cross/routiers/booster etc". Ny "scooter" irery ihany no tsy ao anatin'io lisitra io fa manana ny azy manokana izay teny vaovao ihany koa: "Fanivaka" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel