Dikan'ny teny : sobe

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit.-p.) a. : Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoandranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody lalina mety hampidi-doza ny lakana sendra voahodidina ao anatiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel