Dikan'ny teny : sobika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sobiky a.: Harona makadiry: Voankazo iray sobika. - F.-p.: Izay tsy mahay sobiky mahay fatam-bary: tsy tokony hisy hihevi-tena ho tsy misy hilana azy, fa raha tsy mahavita zava-dehibe ianao, mba misy zavĂ -madinika mety ho efanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel