Dikan'ny teny : sobilaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisolifaka, fandeha amin'ny zavatra malama ka mikorisa mila hianjera.• h.o.: Hadisoana kely tsy dia manao ahoana. - t.i.f.: Misobilaitra, fisobilaitra, mpisobilaitra / isobilairana, fisobilairana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel