Dikan'ny teny : sodifafana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanao ody rohana (Brepophyllum calycinum). Anisan'ny zavamaniry mateza tsy mety maty ny sodifafana ka nambolen'ny ntaolo niaraka tamin'ny zozoro sy ny fandrotrarana teo amin'ny zorony avaratra atsinanana raha nanorin-trano izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel