Dikan'ny teny : sodihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodika) mt. ih. (sodiho): Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin'ny rofia. • Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin'ny vary. ? Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono. ? Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin'ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin'ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra ter? avaratanàna. • Dihizina atao misonenika tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel