Dikan'ny teny : sodina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaneno tsofina, vita amin'ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan'ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandfmbiasina tsindriana amin'ny tendron-drantsantanana; marcs ny anarana iantsoana ny sodina eto amin'ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel