Dikan'ny teny : sodisody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihei ngelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. - t.i.f.: Asodisody, tafasodisody / misodisody, fisodisody, mpisodisody / isodisodiana, fisodisodiana / mahasodisody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel