Dikan'ny teny : sodoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan'ny fampanantenan'ny namany izy ka tsy namototra firy. - t.i.f.: Sodokaina, asodoka,voasodoka/ manodoka, fanodoka, mpanodoka / anodokana, fanodokana / mahasodoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel