Dikan'ny teny : sofina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin'ny alalan'ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina. - t.i.f.: Sofinana, voasofina / manasofina, na manofina / (teny tranainy) fanasofina, mpanasofina / anasofinana, fanasofinana / misofina, fisofina / mahasoffna / sofintsofina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel