Dikan'ny teny : soflera

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chou-fleur) a,: Karazan'anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel