Dikan'ny teny : soherina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zana-dandy mbola miofo ao anatin'ny ombindandy; toetra faharoa ananan'ny landy aorian'ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "niomby" no ilazana azy amin'izay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel