Dikan'ny teny : sointsoina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Fihatahana menamenatra sy mangaihay noho ny tena diso fanantenana na tsy noeritreretin'ny olona. - t.i.f. : Asointsoina, tafasointsoina / misofntsoina, fisointsoina, mpisointsoina / isointsoinana, fisointsoinana / mahasointsoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel