Dikan'ny teny : soirina

Hampiditra dikany vaovao
1 (soitra) mt, ih, (soiro): Alaina na hetsehina amin' ny hazo na zavatra maranidoha: Nosoirin'ny ankizy tamin'ny hazo lava ny voankazo. • Totoin'ny omby amiri' ny tandrony: Nosoirin'ny omby iiay zaza. ? Ailika, savasavana: Soirina ny lavenona mba hirehetan'ny afo tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel