Dikan'ny teny : soitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanalana na fanesorana amin'ny hazo na zavatra marani-doha; fanotoan' ny omby amin'ny tandrony; fanilihana hihataka. - t.i.f.: Soirina, asoitra, voasoitra, tafasoitra / misoitra, fisoitra, mpisoitra / isoirana, fisoirana / mahasoitra / soitsoitra / manoitsoitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel