Dikan'ny teny : soitrafo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Siotrafo a.: Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka. * Ohab.: May tsy mba ho-mana ohatra ny soitrafo: enti-milaza ireo mpanao soa tsy mba heverin'ny olona akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel