Dikan'ny teny : soka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofénana ny vy avy notefena. ? Ranondoko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. - t.i.f.: Asoka, voasoka, tafasoka / manoka, fanoka, mpanoka / anokana, fanokana / manasoka, fanasoka, mpanasoka / anasokana, fanasokana / misoka, fisoka, mpisoka / isokana, fisokana / mahasoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel