Dikan'ny teny : sokafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokatra) mt. ih. (sokafy): Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko, • Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana. ? Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel