Dikan'ny teny : sokajin-teny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny. Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy: ny matoanteny (oh. miteny), ny anarana (ankizy), ny mpamaritra (fotsy), ny mpisolo (izy), ny mpanoritra (ilay), ny mpampiankin-teny (amy), ny mpampitohy fehezan-kevitra (rehefa), ny mpampitohy (ary), ny tenim-piontanana (indrisy), ny kian-teny (ve). Maro amin'ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivltsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel