Dikan'ny teny : sokatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby man-dia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin'ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin'ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin'ny olona ny nofon'ny sokatra. Ahitsio
2 ft.: Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. i t.i.f.: Sokafana, asokatra, voasokatra, tafasokatra 1 manokatra, fanokatra, mpanokatra 1 anokafana, fanokafana 1 misokatra, fisokatra, mpisokatra / isokafana, fisokafana 1 mahasokatra I sokatsokatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel