Dikan'ny teny : sokay

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chaux) a.: Karazambato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel