Dikan'ny teny : sokera

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. square) a.: Fiasan'ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina. 1 Fanodidinana toerana na tanĂ na. 1 Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. - t.i.f:: Sokeraina, asokera, voasokera 1 manasokera, fanasokera, mpanasokera 1 anasokerana, fanasokerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel