Dikan'ny teny : sokirina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokitra) mt. ih. (sokiro):Lavahana amin'ny fandraka: Nosokirina tamin'ny vato ny sarin'ilay nitolona ho an'ny tanindrazana. • h. o,: Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany. 1 A-laina amin'ny zavatra marani-doha: Sokiro kely ir? paiso irs' ho an-janako. ? Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto. 1 Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany. 1 Iangaviana fatratra: Nosokirina ers' izy vao niteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel