Dikan'ny teny : sokitra

Hampiditra dikany vaovao
1 Asa rafitra atao amin'ny fandraka. Fanaovana sary amin'ny hazo na vato Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin'ny aretina nendra sitrana. • Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava. • Fanesorana ny kaka amin'ny nify na ny loto ao anaty sofina. i, t.i.f.: Sokirina, asokitra, voasokitra, sinokitra 1 misokitra, fisokitra, mpisokitra / isokirana, fisokirana 1 mahasokitra / sokitsokitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel