Dikan'ny teny : sokoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (soko) mt th. (sokoy): Idirana an-tsokosoko: Nosokoin'ny fahavalo ny tanàna • Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany. • Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe. 1 Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin'ny divay i Noe ka mamo. ¶ M. h.: Sovohana. - F.-p,: Sokoin'ny dia: maniry te hivoaka handeha la-va izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel