Dikan'ny teny : sokola

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chocolat) a.: Zavapihinana amboarina amin'ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin'ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel