Dikan'ny teny : sokona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sokina a.: Hazo fisaka fantsihana amin'ny tavan'ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny tapenaka ka hatrety ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel