Dikan'ny teny : sola

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mangadihady, tsy misy volo: Solo sahady ny lohan'i Zoky. • Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola. ? Malamalama: Efa sola izany kodiaran'ny fiaranao izany. - t.i.f : Solana, asola, voasola, sinola / manasola, fanasola, mpanasola 1 anasolana, fanasolana/ misola, fisola, mpisola/isolana, fisolana 1 mahasola 1 solasola 1 fahasola 1 hasola, hasolana 1 fahasolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel