Dikan'ny teny : solafaka

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.: Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra: Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa. ? h.o.: Diso no-ho ny halemena na tsy fahalalana: Olombelona ihany ka solafaka. - t.i.f.: Solafahina, asolafaka, tafasolafaka, voasolafaka 1 manasolafaka, fanasolafaka, mpanasolafaka 1 anasolafahana, fanasolafahana 1 misolafaka, fisolafaka, mpisolafaka 1 isolafahana, fisolafahana / mahasolafaka 1 solafadafaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel